|
|
|
|

Teny iditra1  malazo molotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] décontenancé (littéralement: dont les lèvres sont sèches) (gaina)
Singan-teny  5  malazo, molotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02